Proverbes : amby

Proverbe722 Atao vikina alina : aleo manana amby , toy izay tsy ampy . [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Raha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [Rajemisa 1985]

Proverbe3491 Manana amby tsy ampy ohatra ny sola vaohina . [Rajemisa 1985 #60, Houlder 1895]
Manana amby tsy ampy, toy ny sola vaohina . [Cousins 1871 #1502]
Tsy ampy manana amby toy ny sola somorina . [Veyrières 1913 #2144]
Tsy ampy manana amby toy ny sola vaohina . [Veyrières 1913 #2144]
Tsy ampy tsy lany , tahaka ny sola somorina . [Rinara 1974 #4478]
Traduction française Avoir de trop et pourtant n' avoir pas assez, comme un chauve avec des favoris. [Houlder 1895 #2042]
Manquer du suffisant tout en en ayant de reste, comme le chauve qui est barbu. [Veyrières 1913 #2144]
Interprétation française Avoir trop et pas assez ; avoir du superflu et de la parure, et manquer du nécessaire. [Veyrières 1913 #2144]

Index