Proverbes : anariana

Proverbe3217 Longo iray no azo ka hanariana lamba fahatelo. [Rinara 1974 #120]
Longo iray no azony, ka nanariany lamba fahatelo. [Houlder 1895 #1675, Veyrières 1913 #3019]
Traduction française Pour avoir un ami (ou un amant, une amante), il a dû donner trois longueurs de toile (cinq mètres environ). [Houlder 1895 #1675]
Pour avoir une maîtresse, il a dû donner trois longueurs de toile de lamba. [Veyrières 1913]
Interprétation française Se ruiner pour une femme. [Veyrières 1913]

Proverbe3320 Mahita loza aho, ry ikahy sy ineny , hoy ny akofa , fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [Veyrières 1913 #1571]
Mahita loza aho, ry ikaky sy ineny , hoy ny akofa , fa ny hiako ihany no nanarian’ ny olona ahy. [Cousins 1871]
Mahita loza, ry ikaky sy ineny , hoy ny akofa , fa ny hiako ihany no anarian' ny olona ahy! [Houlder 1895 #2203]
Mahita loza ry Ikaky sy Ineny , hoy ny akofa , fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [Rinara 1974 #1886]
Traduction française Je suis dans la détresse, ô mon père et ma mère, dit la balle (du grain), car ce n' est qu' à cause de ma maigreur qu' on me rejette (au lieu d' avoir pitié de moi)! [Houlder 1895]
Le malheur m' accable, ô mon père et ma mère, dit le grain de riz coulé, car si les hommes m' ont rejeté, c' est à cause de ma maigreur. [Veyrières 1913 #1571]
Interprétation française Plaintes de jeune personne qui ne trouve pas à se marier. [Veyrières 1913 #1571]

Proverbe5504 Ny sampin-kavian' ny jejo no nanariana ny vady niara-nihary . [Rinara 1974 #3239]

Proverbe6376 Ro very tsy anariana ny isiny. [Samson 1965 #R50]

Index