Proverbes : anaterana

Proverbe4060 Miangatra kosa ny velona raha ny maty no anaterana afo ! [Rinara 1974]
Miangatra kosa ny velona raha ny maty no aterana afo . [Veyrières 1913 #2765]
Miangatra kosa ny velona raha ny maty no ateran' afo . [Houlder 1895 #2116]
Traduction française Les vivants se moquent si c' est aux morts qu' ils apportent du feu. [Houlder 1895 #2116, Veyrières 1913 #2765]

Proverbe5998 Rafozana be menomenona : anaterana ny masaha , lazainy "sisa tsy lany "; anaterana ny manta , lazainy "tsy omby vilany ". [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza olona sarotra omena fahafahampo, be fanakianana na inona inona atao aminy. [Rajemisa 1985]

Index