Proverbes : Andriantiazaza

Proverbe2479 Hono, ry andrian-tsy vahoaka : ny ombilahy va no miady , fa ny vato be no mikorontana ? Tsy ny vato no mikorontana, tsy ny ombilahy no miady , fa Andriantiazaza no maty . [Cousins 1871 #1099]

Proverbe7865 Tsy ny vato be no mikorontana, tsy ny ombalahy no miady , fa Andriantiazaza no maty , ka vory ny lafy valo. [Rinara 1974]
Vatobe mikorontana, ny ombalahy miady , nefa nafoiko fa Andriantiazaza no halevina . [Rinara 1974 #4888]

Index