Index

Proverbes : herehina

Proverbe Be herehina ohatra ny mitaiza kely manetsa. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza ny olona misahana adidy maro, izay sahala amin' ny vehivavy mitaiza kely ka sady manao raharaha no mikarakara ny zanany. [Rajemisa 1985]

Proverbe Tsy mba maro herehina tahaka ny mason' ny mpandrary, fa tokam-pilana toa siny, ka rano ihany no ampoizina. [Rinara 1974 #4544]
Tsy mba maro herehina, tahaka ny mason’ ny mpandrary ; fa tokam-pilana toy ny siny, dia ny rano ihany no ampoizina. [Nicol 1935 #285, Cousins 1871]
Tsy mba maro herehina, tahaky ny mason' ny mpandrary ; fa tokam-pilana toy ny siny, ka dia ny rano ihany no ampoizina. [Veyrières 1913 #1409]
Traduction française Il ne faut pas regarder plusieurs endroits comme les yeux de la femme qui tresse les nattes, mais il faut n' avoir qu' un but comme la cruche qui n' a de souci que pour l' eau. [Veyrières 1913 #1409]
Ne pas avoir de multiples préoccupations, comme l’œil de celui qui tresse ; mais n’avoir qu’un métier, comme la cruche qui ne pense qu’à l’eau. [Nicol 1935 #285]
Interprétation française Ce proverbe se disait du mari qui ne cherchait plus à changer de femme ; il se disait aussi en général de l' attention qu' on devait apporter à une affaire. [Veyrières 1913 #1409]

Index