Index

Proverbes : mahalà

Proverbe An-drano tsy mahalà ny setroka. [Samson 1965]

Proverbe Bevohoka tsy mahatelin’ anaka, samy an-drano tsy mahalà ny lentina. [Samson 1965]

Proverbe Raha tsy mahalà izay teny tsy mety, tsy mba lehilahy. [Cousins 1871, Houlder 1895]
Traduction française Vous n' êtes pas un homme si vous ne savez pas dire non à une mauvaise parole. [Houlder 1895]

Proverbe Tsy misy mahalà izay tiany hatao. [Ravelojaona 1937]
Interprétation malgache Tononkira protestanta milaza ny fahefan' Andriamanitra sy ny heriny io, nefa ovan' ny olona sasany tsy mihevitra hoe "tsy misy mahalala". [Ravelojaona 1937]

Proverbe Tsy misy vongan-tany mahery noho ny vato, na hazo mahalà rivotra. [Cousins 1871, Houlder 1895]
Traduction française Il n' y pas de motte de terre plus dure qu' une pierre, ni d' arbre qui puisse résister au vent. [Houlder 1895]

Index