Index

Proverbes : mahamanina

Proverbe Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, ohatry ny kotrok' orana. [Rinara 1974]
Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, toy ny orana. [Houlder 1895 #905, Veyrières 1913 #3092]
Traduction française Faire peur de près et faire soupirer de loin, comme la pluie. [Veyrières 1913 #3092]
Qui effraye de près et fait soupirer de loin, comme la pluie. [Houlder 1895 #905]

Proverbe Kotrokorana : ny voaloliany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [Nicol 1935 #132]
Traduction française Le mariage est comme le tonnerre : les premiers coups font soupirer d’aise, puis ce sont des éclairs et des éclats. [Nicol 1935 #132]

Proverbe Ny fanambadiana tahaka ny kotrokorana : ny voalohany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [Cousins 1871]
Ny fanambadiana toy ny kotrok' orana, ny voalohany no mahamanina fa aoriana mampanahy. [Rinara 1974 #2955]

Proverbe Sokina am-body voaroy: alain-tsy azo; avela, mahamanina. [Cousins 1871 #2916]

Index