Index

Proverbes : mahasakana

Proverbe Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana arivo. [Houlder 1895]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana ny arivo. [Cousins 1871 #2712]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahatana arivo. [Rinara 1974 #3657, Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza ny fitia mifamaly: raha soa no ataon-dRahavana, mba betsaka koa no mety ho vitako aminy. [Rajemisa 1985]
Traduction française Si mes amis me font du bien, je puis défendre seul le fossé circulaire, et deux hommes arrêteront mille ennemis. [Houlder 1895]

Proverbe Singam-bolo tsy mahafehy faty. [Houlder 1895 #2104, Nicol 1935 #168]
Singam-bolo tsy mahafehy faty, ny ranomaso tsy mahasakana ny nenina. [Rinara 1974 #3895]
Singam-bolo tsy mahafehy faty; ranomaso tsy mahatana aina. [Veyrières 1913 #2920, Cousins 1871 #2898]
Traduction française Un cheveu ne lie pas un cadavre, des larmes ne retiennent pas la vie. [Veyrières 1913 #2920]
Un seul cheveu ne peut attacher un corps. [Houlder 1895]
Un seul cheveu ne peut attacher un mort. [Nicol 1935 #168]
Interprétation française C' est une grande affaire que de préparer le corps pour le porter au tombeau. [Houlder 1895]

Index