Index

Proverbes : manakohokoho

Proverbe Akoholahy manakohokoho akohovavy : tsy hanin-kahavoky, fa voninahitra ifanomezana. [Rinara 1974]
Akoholahy manakohokoho vavy : tsy hanin-kahavoky, fa volan-kifanajana. [Houlder 1895 #1337, Cousins 1871 #62]
Akoholahy mikohokoho vavy; tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana. [Rajemisa 1985 #695]
Interprétation malgache Raha vao mahita zavatra kely, na fotsimbary na poti-javatra ny akoholahy, dia miantso ny akohovavy; voadiniky ny Ntaolo izany mba hilazany fa ny fanomezana atao, na dia kely sy tsy misy vidiny aza, dia mety ho mariky ny fifanajana. [Rajemisa 1985 #695]
Traduction française Un coq appelant une poule; (la nourriture offerte) n' est pas suffisante pour la rassasier, mais l' invitation est une marque de respect. [Houlder 1895]
Interprétation française Les Malgaches, en général, sont un peuple très hospitalier et ami des manières polies et modestes. [Houlder 1895]

Proverbe Fisoko very akoholahy : sady very enjinenjina no diso manakohokoho. [Rinara 1974 #80]

Index