Index

Proverbes : mangeningenina

Proverbe Ny an-dRainidarosy no nasian-dró, ka ny an' i Darosy no mangeningenina. [Rinara 1974 #2877]
Ny an-dRainidarosy no nasian-dro, ka ny an' Idarosy no mihanonkanona. [Houlder 1895 #2294]
Ny any Iketaka no hasian-dro, ka ny any Darosy no mangeningenina. [Cousins 1871 #2178]
Ny an' Iketaka no hasian-dro, ka ny an' Idarosy no mangeningenina. [Veyrières 1913 #3210]
Traduction française C'est sur la portion de riz d'Iketaka qu' on voulait verser du bouillon, et c' est celle de Darosy qui est inondée. [Veyrières 1913 #3210]
Interprétation française Se disait des gens habiles qui trouvent toujours moyen d' avoir la meilleure part. [Veyrières 1913 #3210]

Proverbe Tanimbarin--dRalaikamo : rano fotsy mangeniheny, tsiparifary mandifotra olona. [Veyrières 1913 #3975]
Tanimbarin' ilay kamo, ka rano fotsy mangeniheny. [Veyrières 1913 #3974]
Tanimbarin’ ilay kamo : rano fotsy, mangeningenina ; harefo, mahadifotra olona. [Cousins 1871 #3010]
Tanimbarin' ilay kamo: rano fotsy mangeningenina; harefo mandifotra olona. [Houlder 1895]
Tanimbarin' ilay kamo : rano fotsy no mangeniheny, vohitr' ilay malaina : fandrodahy am--baravarana ihany. [Rinara 1974 #261]
Traduction française La rizière d' un paresseux: elle est couverte d' eau stagnante, et de joncs plus hauts qu' un homme. [Houlder 1895]
Visitez la rizière du paresseux : c' est un marécage. [Veyrières 1913 #3974]
Visitez la rizière du paresseux : elle est devenue un marais et les joncs ont la hauteur d' un homme. [Veyrières 1913 #3975]

Index