Index

Proverbes : miampita

Proverbe Folihala mampita hady : ny tsinay no fetra. [Veyrières 1913 #3675, Cousins 1871 #981]
Folihala miampita hady ka ny tsinay no fetra. [Rinara 1974 #1191]
Traduction française Araignée qui veut franchir un fossé : ses intestins sont à la mesure de son élan. [Veyrières 1913 #3675]
Interprétation française Allusion au fil projeté par l' araignée ; cette comparaison se disait du travail et de la force de résistance. [Veyrières 1913 #3675]

Proverbe Ilay nihaza jorery : tsy araka ny feony niampita lohasaha ny habeny. [Rinara 1974 #1415]
Ny feony niampita lohasaha fa ny tenany tsy ampy indraim-bava, hoy ilay nihaza jorery. [Rinara 1974]

Index