Index

Proverbes : mieritreritra

Proverbe Halatra akoho mirahavavy : an-kibo no mieritreritra. [Rinara 1974 #1252]

Proverbe Mieritreritra atao indray miserana, ka nony manenina mandavan' ny taona! [Rinara 1974 #2294]

Proverbe Toy ilay mihinana ontsy, ka am-bava homana, am-po mieritreritra. [Houlder 1895 #1159]
Toy ilay nihinana ontsy, ka am-bava homana am-po mieritreritra. [Rinara 1974 #4243]
Traduction française Semblable à celui qui mange une banane (volée?): la bouche l' avale, mais le cœur a des doutes. [Houlder 1895]

Proverbe Voahangy raraka ka ombay mitsimpona, ombay mieritreritra. [Rinara 1974 #321]

Index