Index

Proverbes : mifampiarahaba

Proverbe Lasa tsy manao veloma naman' ny tezitra. [Rajemisa 1985]
Lasa tsy manao veloma naman' ny tezitra, tonga tsy mifampiarahaba naman' ny sosotra. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Araka ny lalàn' ny fihavanana malagasy, ny fiarahabana sy ny fanaovambeloma dia tsy maintsy atao raha mbola tsy tapaka akory ny fihavanana. [Rajemisa 1985]

Proverbe Zavarin’ ny fitia manan-tombo: intelo no mifampiarahaba. [Cousins 1871 #3770]
Zavarin' ny fitia manan-tombo ka intelo no miarahaba. [Houlder 1895 #188]
Zavarin' ny fitia manan-tombo, ka intelo no mifampiarahaba. [Rinara 1974 #5085, Veyrières 1913]
Zavarin' ny fitia manan-tombo, ka mifampiarahaba kely matetika. [Veyrières 1913]
Traduction française Avoir trop d' affection et saluer par trois fois. [Houlder 1895 #188]
Entraîné par un amour de prédilection, on se dit souvent de petits bonjours. [Veyrières 1913 #5518]

Index