Index

Proverbes : mihambohambo

Proverbe Mihambohambo tsy tia karama, kanefa raha tsy ny vola, mitomany. [Cousins 1871 #1763]
Mihambo tsy tia karama, nefa raha tsy ny vola, mitomany. [Rinara 1974 #2311]

Proverbe Mihambohambo tsy tia vary mohaka, fa mihinana ny masiso be herinandro. [Houlder 1895 #490]
Traduction française Faire semblant de ne pas aimer le riz à moitié cuit, et en manger qui est vieux d' une semaine. [Houlder 1895]

Index