Index

Proverbes : mihoraka

Proverbe Mitari-bato tsy mihoraka: very ny androatokon' aina. [Rajemisa 1985]
Raha mitari-bato tsy mihoraka, very ny an-droatokon’ aina; raha mifankatia tsy miresaka, very ny an-droatokom-pihavanana. [Rinara 1974 #235, Cousins 1871 #2697, Nicol 1935]
Interprétation malgache Rehefa manao zava-tsarotra ifanakonana, manome hery sy ahavitana be ny fiarahana mihorakoraka, mihirahira, fa tsy mangingina samy maka ho azy. [Rajemisa 1985]
Traduction française Pousser une grosse pierre et ne pas crier, c’est perdre les deux tiers de ses forces ; (s’aimer et ne pas se le dire, c’est perdre les deux tiers de l’affection). [Nicol 1935 #19]

Index