Index

Proverbes : mireraka

Proverbe Tsy mba ny akoho foy ririnina, ka hireraka elatra, fa ny zana-borona foy lohataona ka mavitrika. [Rinara 1974 #292]
Tsy mba ny akohokely foy ririnina izahay ka hanjoretra sy hireraka elatra ; fa ny zana-borona foy lohataona, ka sady matanjaka no mavitrika. [Cousins 1871 #3390, Nicol 1935]
Traduction française Nous ne sommes pas des poussins éclos en hiver, malingres et traînant les ailes, mais des oisillons nés au printemps, robustes et agiles. [Nicol 1935 #35]

Index