Entrée | 1 matanjaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 tanjaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io? Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana 5 [2.606#152] vaventy, matavy [Masikoro] |
Explications en anglais |
6 [1.7] strong, vigorous; heavily built, corpulent |
Explications en français |
7 [1.8] fort, vigoureux; gros; un peu gras |
Exemples |
8 [2.472] Fantatra fa matanjaka I Feno.
9 [2.944] Tia mampiasa teny matanjaka ianao! 10 [2.643] Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! 11 [2.996] Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 19 mafy, mahery, matomboka, tomady, be aina, be sandry |
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot matanjaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |