Index

Proverbes : mpitondra

Proverbe Aza manao hoatry ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [Veyrières 1913 #623]
Aza manao ohatra ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [Cousins 1871]
Aza manao ohatra ny tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no mamaha. [Rinara 1974 #549]
Tsitialainga mitondra vola ratsy, ka ny hanidy indray no voahidy. [Rinara 1974 #4462]
Traduction française Ne faites pas comme le messager royal, porteur de la lance d' argent appelée : celle qui n' aime pas le mensonge. [Veyrières 1913 #623]

Proverbe Tsy satrin' ny mpiasa ny ho be herikerika, fa ny mpanatitsakafo no mivezivezy. [Rinara 1974 #4790]
Tsy satrin' ny mpiasa ny miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [Veyrières 1913 #3422]
Tsy satrin’ ny mpiasa no miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [Cousins 1871 #3577]
Traduction française Si le travailleur des rizières se retourne, ce n' est pas qu' il le veuille, mais c' est que le porteur de vivres rôde çà et là. [Veyrières 1913 #3422]
Interprétation française Se disait des envoyés qui changent les termes de la commission : ce n' est pas la commission qui veut être changée mais c' est le commissionnaire qui la change. [Veyrières 1913 #3422]

Index