|
|
|
|

Entrée 1  mivezivezy
Radical  2 vezivezy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
5 Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity [1.1]
6 to roam [1.32.mg#277]
Explications en anglais  7 to wander, to ramble [1.7]
Explications en français  8 errer par-ci par-là [1.8]
Exemples  9  Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [2.470#88]
10  Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472#229]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  firaka atakalo, 16  mandehandeha, 17  maniasia, 18  manjenjena, 19  miasa dia, 20  mihebiheby, 21  mihebikebika, 22  mihelohelo, 23  mihenjy, 24  mijaingijaingy, 25  mijongojongo, 26  mipempena, 27  mirenireny, 28  miriorio, 29  misedisedy, 30  miselontselona, 31  misidiondiona, 32  misiontsiona, 33  mitsakatsaka, 34  mivezika atsy mivezika aroa, 35  mivoivoy, 36  mizionjiona, 37  tsy mahatombin-tsiraka
Proverbes  38  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22