Index

Proverbes : saoka

Proverbe Ambatsilahy voa arato : sady maro saoka, maro saohina. [Samson 1965 #A40]
Ambatsy lahy voa harato: sady maro saoka, maro saohina. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Ambatsy lahy voa harato: sady maro mifaoka no maro faohina. [Houlder 1895]

Proverbe Ingahibe nitono voamaho, azom-pahasahiranana an-trano. [Rinara 1974 #1436, Houlder 1895]
Ranalahy nitono voamaho : nahazo saoka an-drano. [Samson 1965 #R19]
Rañalahy nitono voamaho: azon-tsaoka an-draño. [Houlder 1895]

Proverbe Ravim--bomanga nasian-tsira : manodivitra ny saoka no ela. [Rinara 1974 #3731, Cousins 1871 #2774]

Index