|
|
|
|

Index

3 Proverbes citant le mot : venty

Proverbe 1Aza vokin' ny hodiny sao tsy misy hasiana ny ventiny. [2.558 #826]

Proverbe 2Ebo natao tsy mba ventiny. [2.558 #1020]

Proverbe 3Fisoitrafo nitonoan-kena : menaka kely no anjarany fa ny ventiny tsy ananany anjara. [2.558 #79]

Index