| Entrée (1/4) | 1 adina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
| Explications en anglais |
4 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] 5 a question, an examination [1.7] |
| Explications en français |
6 question, examen [1.3, 1.8, 1.5] 7 information [1.5] |
| Exemples |
8 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 25 laza adina |
| Synonymes | 26 adinadina |
| Analogues | 27 faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka. |
| Entrée (2/4) | 28 adiña |
| Partie du discours | 29 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
30 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo]
[1.78] |
| Synonymes | 31 mady |
| Entrée (3/4) | 32 Adina |
| Partie du discours | 33 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
34 Adina [2.996] |
| Explications en français |
35 Adîn [2.996] |
| Exemples |
36 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
| Vocabulaire | 37 Ecritures Saintes |
| Citations bibliques | 38 Chapitres et versets citant Adina |
| Article | 39 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (4/4) | 40 Adina
![]() |
| Partie du discours | 41 nom |
| Vocabulaire | 42 Botanique: genre scientific |
| Noms locaux de plantes |
|
| Anagrammes | 43 adany, 44 Adina, adiña, adina, 45 anday, 46 andia, 47 daina, 48 DIANA, diana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|