|
|
|
|

Entrée1 akoho
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely).
4Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany. [1.1]
Explications en anglais  5the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).]. [1.2]
6a chicken. [1.7]
Explications en français  7poule. [1.54]
8poulet. [1.8]
[akôho] 9coq, poule. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  10 "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho. [2.293]
11 Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana. [2.472]
12 sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy
ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano
[2.131]
Morphologie 
13 Simple :
Vocabulaire  14 Zoologie: oiseaux
Tous les mots composés  1592 combinaisons de ce mot
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 akoho, 18 hokoa

Mis à jour le 2025/11/02