Entrée arakaraka ny zaza maty ny lambamena (araka, zaza, maty, lamba, mena)
Partie du discours   expression
Définition malgache   Atao mifanentana amin' ny halehibe na hasarobidin' ny zavatra ny vola lanina amin' ny fikarakarana azy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/11/07