Entrée aza atao mihambo manana anao aho (aza, tao, hambo, anana, anao, aho)
Partie du discours locution
Définition malgache teny ataon' ny olona maniry fanampiana amin' ny hafa, ka matoky tanteraka ilay olona itenenany izany izy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31