|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fiadanana
Radical  2 adana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 ankehitriny izy eo amin' ny raharaham-pirenena sy vahoaka dia ampiasain' ny olona hitovy hevitra amin' ny hoe fihavanana na fandriam-pahalemana na ny toetry ny tany sy ny vahoaka mandry feizay : tsy misy fikorontanana na ady ; mizotra milamina tsara ny fiainan' ny vahoaka, satria ny mpitondra dia sady hendry no marina : tsy misy mampahory vahoaka mba hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany ; izay hahasoa ny ambanilanitra no zava-dehibe imasoany. Ny vahoaka koa, noho izany, dia finaritra, ka mankato an-kafaliana sady tena miara-miasa amin' ny mpitondra. Tamin' ny faha-Andrianampoinimerina indrindra no nampiharihary izany teto : tamin' izay no nisehoan' ny firenenana hoe mandry fahalemana (azo atoriana amim-piadanana na amin' ny alina maizina aza), rahefa voavoriny tsara Imerina Enim-toko. Eo amin' ny fahampian' ny hanina koa no mampiadana ny vahoaka rahefa ny mpitondra no mikarakara azy tanteraka ho an' ny olona, araka ny tenin' Andrianampoina mandrakariva hoe : "Izaho sy ny vary dia iray ihany".. [1.10#F.458]
Explications en anglais  5 slowness, composure, tranquility, happiness, prosperity.. [1.2]
6 peace, tranquillity. [1.7]
Explications en français  7 La lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc.. [1.3]
8 la lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc.. [1.3#2]
9 paix, tranquillité. [1.8]
Exemples  10  Hitondra fiadanana ho anao aho. [2.499]
11  Fa hisy vokatry ny fiadanana, ny voaloboka hamoa [2.996]
12  Mahasambatra ny fiadananam-po (La paix du coeur rend heureux) [1.3#2>Mahasambatra ny fiadananam-po (La paix du coeur rend heureux)]
13  Vao izao no nahazo fiadanana aho (J'ai maintenant obtenu la prospérité) [1.3#2>Vao izao no nahazo fiadanana aho (J'ai maintenant obtenu la prospérité)]
Vocabulaire  14  Emotions
Tous les mots composés  15 Fiadanana
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)17  Fiadanana
Mots élémentaires  18 fiadanana
Partie du discours  19  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Coordonnées  -16.3833333+47.3166667|-16.5333333+48.3666667|-17.0166667+48.5166667|-17.4+49.15|-17.8666667+48.2166667|-18.2166667+46.8833333|-18.4166667+46.5|-18.4666667+47.7666667|-18.5833333+47.4666667|-18.6833333+46.4|-18.9+47.3833333|-19.5333333+48.4833333|-19.8833333+48.1|-20.2166667+46.6166667|-20.3333333+47.4333333|-20.4333333+48.3833333|-20.5333333+46.9833333|-20.65+48.2833333|-20.7333333+46.25|-20.7666667+47.65|-21.65+43.8666667
Vocabulaire  20  Géographie: agglomérations

Anagrammes  21 andafiana, 22 fanadiana, 23 fiadanana, Fiadanana

Mis à jour le 2025/11/12