Entrée tsikelikely (kely)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity [1.1]
Exemples 
1Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy [2.470]
2Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471]
3Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472]
Synonymes andalandalana
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20