Entrée kofehy (fehy)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise string. [Richardson 1885]
 string thread [Hallanger 1973]
Définition française fil, ficelle [Hallanger 1974]
Définition française fil [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

Entrée kofehy (fehy)
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [Rajemisa 1985]
Synonymes solonkofehy

2017/06/29