|
|
|
|

Entrée1  manaratsy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ratsy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
Explications en anglais  11  [1.7] to speak evil of
Explications en français  12  [1.107] diffamer
13  [1.3, 1.8] calomnier
14  [1.3] dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse)
Exemples  15  [2.131] Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny
16  [2.285#] Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina.
Analogues  17  manebaka, manamavo, mamasoka, manabanty, manazimba, manaboka, manafoka, maniny, manakiana, manakizaka, manizakiza, manambany, manatsizarizary, manao ambanin-javatra, manao tsinontsinona, manenitra, mamotsifotsy, maniratsira, manevateva, mamingavinga, manitsakitsaka, manosihosy
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot manaratsy

Anagrammes  19  anatsiram, isantaram, isatranam, manaratsy, mañatsary, manatsira, manisatra, maratsañy, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta

Mis à jour le 2025/08/10