| Entrée | ![]() |
mianaka (anaka) | |||
| Partie du discours | verbe actif | ||||
| Définition malgache | Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray [...] ¶ Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | ||||
| Traduction anglaise | Used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [Richardson 1885] | ||||
| To be together as parent(s) and child(ren) ¶ Tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children [Hallanger 1973] | |||||
| Traduction française | être parents et fils [Rajemisa 1965] | ||||
| Parents et enfants (s) ensemble, ¶ Tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [Hallanger 1974] | |||||
| Morphologie |
| ||||
| Exemples | Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [Rajohanesa: Kintana] Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 180] Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [Andriamalala: Ranomasina, page 52] Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [Andraina: Mitaraina, page 100] | ||||
| Mis à jour le 2012/07/25 |
|