|
|
|
|

Entrée (1/3)1  misalasala
Radical  2 salasala
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo.
5 Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia. [1.1]
Explications en anglais  6 to be in doubt, to hesitate. [1.7]
Explications en français  7 être dans le doute, hésiter. [1.8]
Exemples  8  Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Vocabulaire  13  Philosophie
Analogues  14  haingihaingy, 15  hangihangy, 16  mamokehana, 17  mangezaheza, 18  miahanahana, 19  miahotrahotra, 20  miahotrahotra, 21  miakoriasa, 22  miambakavaka, 23  miambatrambatra, 24  mihabahaba, 25  mihambahamba, 26  mihambahamba, 27  mihazohazo, 28  mihelohelo, 29  miherohero, 30  miherohero, 31  miroahevitra, 32  miroasaina, 33  miroahana, 34  miroahana, 35  miroanahana, 36  sadaika, 37  sakodiavatra, 38  sanganehana, 39  somaingisaingy, 40  tsytapakevitra, 41  vaka, 42  varakahaka, 43  veryfanahy

Entrée (2/3)44  misalasala
Partie du discours  45  verbe actif
Explications en malgache  46 maniry soa. [Taisaka] [1.78]

Entrée (3/3)47  misalasalà
Radical  48 salasala
Partie du discours  49  impératif du verbe actif misalasala [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  50 misalasalà, misalasala

Mis à jour le 2025/11/12