|
|
|
|

Entrée1  miteniteny
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  teniteny
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1]
Exemples  7  [2.895#] lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia miteniteny foana.
8  [2.472#] Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
9  [2.588#] Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
Analogues  10  miteniteny, mibedibedy, mikaramentsona, mitsatsaingona, mipentsompentsona, mipendimpendina, mimentsomentsona, mikamenona, miasa vava, mitantara, miangano, miarira, milazalaza, miventy, mitanisanisa, mamisavisa

Mis à jour le 2025/08/10