Entrée mitranga (tranga)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miseho lany, izany hoe: ny ilany fotsiny no hita aloha: Indro mitranga avy ao anaty hazo ny volana ba liaka
Mitovy hevitra: mamelovelo ~ manangasanga ~ mipoitra ~ mipongatra ~ miposaka ~ miseho [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitranga
nitranga
hitranga
mitrangà
Citations 

Entrée mitrangà (tranga)
Partie du discours impératif du verbe actif mitranga [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/05/23