|
|
|
|

Entrée1  ny be sy ny maro
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  be, maro
Tous les mots composés 
Explications en français  5  [3.1] la foule, tout le monde, tous les gens
Exemples  6  [2.270#12] Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany!
7  [2.649#131] ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo
8  [2.996] Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro
9  [2.588] Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra
10  [1.302] Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro?
11  [1.353] Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona
12  [2.285#110] Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro?
13  [2.298#106] Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso!

Mis à jour le 2025/08/10