| Entrée | 1 onena |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy
4 Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny [1.1] |
| Explications en anglais |
5 low-spirited, dejected. It governs the accusative case.
[1.2] 6 to feel sorry for someone [1.7] |
| Explications en français |
7 Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému:
8 Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ 9 Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) [1.3] 10 avoir pitié [1.8] |
| Exemples |
11 onena ny fahadalako izy.
[2.471]
12 onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 16 Emotions |
| Analogues | 17 antra, 18 hontsa, 19 malahelo, 20 mamelovelofo, 21 mangorapo, 22 mangoraka, 23 mangotikaaty, 24 manotikanykibo, 25 mifaditrovana, 26 mitsepo, 27 mitsetra, 28 ngoaina, 29 toroaty |
| Anagrammes | 30 Enòna, 31 onena |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|