Entrée mangoraka (horaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io
Mitovy hevitra: antra ~ malahelo ~ manana tse-po ~ mangora-po ~ mitse-po ~ mitsetra ~ ngoaina ~ onena ~ ongena [1.1]
Exemples 
1Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [1.263]
2Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528]
Morphologie 
Présent : mangoraka
Passé : nangoraka
Futur : hangoraka
Impératif : mangoraha
Synonymes mangorakoraka

Entrée mangoràka (horàka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mena mivaivay, mangatrakatraka [1.1]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31