Entrée rahampitso (raha, ampitso)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso [Richardson 1885]
   tomorrow [Hallanger 1973]
Traduction française   demain [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Exemples  
1Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao? [Andriamalala: Ranomasina, page 56]
2Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [Andraina: Mitaraina, page 211]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2014/10/20