|
|
|
|

Entrée1  sifotra alan-doha
Mots élémentaires  2  sifotra, 3  alana, 4  loha
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha [1.1]
Explications en français  7  Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet [1.3]
Exemples  8  Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra. [2.472]
9  Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany. [2.5]

Mis à jour le 2025/09/12