|
|
|
|

Entrée1  somary
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  sary
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay
Manopy: Somary vony
Saika... kely: Somary adalaizay ny rainy.
Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely
Explications en anglais  6  [1.7] sort of, somewhat like
Explications en français  7  [1.8] en quelque sorte, un peu comme si
Exemples  8  [2.324] --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra.
9  [2.470] somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony.
10  [2.471] Hoy aho somary nihomehy.
11  [2.472] Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana.

Anagrammes  12  masiro, misaro, mosary, somary

Mis à jour le 2025/08/10