Entrée tokandia (tokana, dia)
Partie du discours nom
Définition malgache Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [Rajemisa 1985]
Définition française autre nom du songomby, tout animal solip [...] [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Synonymes songomby
Exemples Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Citations 

2012/09/18