Entrée (1/2) | 1 vaovao |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vao |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany 9 [1.64] zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro |
Explications en français |
10 [1.64] actualités, informations, nouvelles |
Exemples |
11 [2.472] Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: |
Analogues | 12 maresaka |
Entrée (2/2) | 13 vaovao |
Partie du discours | 14 adjectif |
Radical | 15 vao |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
23 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy |
Explications en anglais |
24 [1.7] new |
Explications en français |
25 [1.8] nouveau, neuf |
Exemples |
26 [2.470] Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. 27 [2.472] Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. 28 [2.583] Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. |
Analogues | 29 maresaka, mahoraka, resaky ny olona, ambentin-dresaka, teny mandeha, sahoa, tsaho, honohono, tsahotsaho, fary mitety reny, siosio |
Anagrammes | 30 avoavo, ovaova, vaovao, voaova, voavao, voavoa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |