Entrée tsirinteny (tsiry, teny)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [Rajemisa 1985]
   teny rehetra ankoatra ny fototeny [SLP: Voambolana]
Définition française   morphème [SLP: Voambolana]
Définition française   affixe (grammaire) [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Analogie   tous les affixes

2013/03/22