|
|
|
|

Entrée 1  misaraka
Radical  2 saraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto
5 Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao
6 Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika. [1.1]
Explications en anglais  7 to separate [1.7]
Explications en français  8 se séparer [1.8]
Exemples  9  Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [2.471#67]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  manangana entra, 15  miala, 16  mialanalana, 17  mibifona, 18  mielakelaka, 19  miempaka, 20  miendaka, 21  mihalangalana, 22  mihataka, 23  mikipaka, 24  misara-bazana, 25  misintaka, 26  misintona, 27  mitsoaka, 28  mivaky, 29  mizara
Combinaisons  30  11 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot misaraka
Proverbes  31  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  32 maka sary, misaraka

Mis à jour le 2026/04/22