|
|
|
|

Entrée 1  kely
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Explications en malgache  23 Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
24 Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
25 Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
26 Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. [1.1]
Explications en anglais  27 little, small [1.7]
Explications en français  28 petit, peu [1.8]
Exemples  29  Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4#10]
Analogues  30  aketalahy, 31  bija, 32  bitika, 33  boleta, 34  botity, 35  botry, 36  bozeny, 37  bozeta, 38  hetry, 39  kambity, 40  kambitry, 41  katita, 42  kely endaka, 43  kely ray, 44  kely reny, 45  madinika, 46  mafy kely, 47  majinika, 48  nihinan-tain' orona, 49  tapak' amponga, 50  tsampirano, 51  tsapitika, 52  tsingentana, 53  vatokely
Combinaisons  54  222 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot kely
Proverbes  55  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  kely, 56 kile

Mis à jour le 2026/04/22