<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 26:24 | And the |
Ary Jehovah niseho taminy tamin' iny alina iny ka nanao hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama rainao; aza matahotra, fa momba anao Aho ka hitahy anao sy hahamaro ny taranakao noho ny amin' i Abrahama mpanompoko. | Ary niseho taminy Iaveh ny alin' izay ka nanao hoe: Izaho no Andriamanitr' i Abrahama, rainao, aza matahotra fa momba anao aho; ka hanisy soa anao ka hahamaro ny taranakao, noho ny amin' i Abrahama mpanompoko. |