<-
->

Gen / Jen 29:19 And Laban said, It is better that I give her to thee, than that I should give her to another man: abide with me. Ary hoy Labana: Aleoko homena anao izy, toy izay homena lehilahy hafa; tomoera eto amiko. Dia hoy Labana: Aleo omena anao izy toy izay omena hafa; ka mitoera àry eto amiko. Laban dit : Mieux vaut la donner à toi qu'à un étranger; reste chez moi.