<-
->

Gen / Jen 29:22 And Laban gathered together all the men of the place, and made a feast. Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana. Dia novorin' i Labana ny olona rehetra tamin' io toerana io, ka nanao fanasana izy. Laban réunit tous les gens du lieu et donna un banquet.