<-
->

Gen / Jen 36:37 And Samlah died, and Saul of Rehoboth by the river reigned in his stead. Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron' ny Ony. Maty Semlà, ary Saola avy any Rohobota, amin' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. Samla mourut et à sa place régna Shaûl, de Rehobot-ha-Nahar.