<-
->

Gen / Jen 37:17 And the man said, They are departed hence; for I heard them say, Let us go to Dothan. And Joseph went after his brethren, and found them in Dothan. Ary hoy ralehilahy: Efa nifindra niala teto izy: fa efa reko izy niresaka hoe: Andeha isika hankany Dotana. Dia lasa Josefa nanaraka ny rahalahiny ka nahita azy tany Dotana. Ka hoy ralehilahy: Efa nifindra niala teto izy, fa reko niresaka hoe: Andeha isika ho any Dotaïna. Dia lasa Josefa nanaraka ny rahalahiny, ka nahita azy tany Dotaïna. L' homme dit : Ils ont décampé d' ici, je les ai entendus qui disaient : Allons à Dotân; Joseph partit en quête de ses frères et il les trouva à Dotân.