<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 42:9 | And |
Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin' ny tany no nahatongavanareo. | Tsaroan' i Josefa tamin' izay ny nanofisany azy ireo, ka hoy izy taminy: Mpisafo hianareo; hizaha ny toerana tsy mimanda amin' ny tany no nahatongavanareo. |